Lahatsoratra

Tongasoa eto amin'ny Fomba Fomba

Fomba Fomba dia sehatra natokana hampahafantarana sy hampitana ny fomba amam-panao sakalava ary ny lova ara-panahy sy ara-kolontsaina malagasy.

##Tongasoa eto amin'ny Fomba Fomba

Fomba Fomba dia sehatra iray natokana ho an'ny fampahafantarana sy fampitana ny fomba amam-panao,
ny soatoavina ary ny lova ara-kolontsaina sakalava sy malagasy.

Ny tanjonay dia ny hampahafantatra sy hitahiry ireo fahalalana sy fomba nentin-drazana izay nolovaina tamin'ny razana ary mbola velona ao anatin'ny fiarahamonina ankehitriny.

Inona no ho hitanao eto ?
- Fampahafantarana momba ny fomba amam-panao sakalava.
- Fanazavana momba ny fombafomba sy ny lanjany eo amin'ny fiainana.
- Tantara sy lova navelan'ny razana.
- Fizarana fahalalana sy fampianarana nentin-drazana.
- Kolontsaina sy soatoavina malagasy.
- Ny tanjonay

Mikendry ny hitahiry sy hampita amin'ny taranaka ankehitriny sy ny taranaka ho avy ny harena ara-kolontsaina sy ara-panahy navelan'ny razana izahay, mba tsy ho very fa ho velona sy ho hajaina hatrany.

Fomba Fomba dia toerana hihaonan'ny fahalalana, ny kolontsaina ary ny fanajana ny lova nentin-drazana.

Ny fomba no maha olona, ny fanajana ny lova navelan'ny razana no mampaharitra ny maha izy antsika.

Ny vaovao rehetra